Salamo 20:7-9 Malagasy Bible (MG1865)

7. Ny sasany mitoky amin'ny kalesy, ary ny sasany amin'ny soavaly; Fa raha izahay kosa, dia ny anaran'i Jehovah Andriamanitray no hoderainay.

8. Ireo dia reraka sady lavo; fa izahay kosa efa mitsangana sy mijoro,

9. Jehovah รด, vonjeo ny mpanjaka; hamaly anay anie Izy amin'izay andro iantsoanay Azy.

Salamo 20