Salamo 18:48-50 Malagasy Bible (MG1865)

48. Mamonjy ahy amin'ny fahavaloko Izy; eny, manandratra ahy ho ambonin'izay mitsangana hanohitra ahy Hianao, ary mamonjy ahy amin'ny olon-dozabe.

49. Koa izany no hiderako Anao eny amin'ny firenen-tsamy hafa, Jehovah รด, sy hankalazako ny anaranao.

50. Manao famonjen-dehibe ho an'ny mpanjaka voatendriny Izy, ary mamindra fo amin'ny voahosony, dia amin'i Davida sy ny taranany mandrakizay.

Salamo 18