Salamo 16:3-6 Malagasy Bible (MG1865)

3. Ary ny amin'ny olona masina ambonin'ny tany, ireo no olona tsara laza izay sitrako indrindra.

4. Ho be ny fahorian'izay manova an'Andriamanitra hatakalony ny hafa. Tsy mba hanatitra ny fanati-drĂ  aidiny aho, ary tsy mba hotononin'ny molotro ny anarany.

5. Jehovah no anjara lovako sy kapoakako; Hianao no mampaharitra ny anjarako.

6. Ny voafaritra ho anjarako dia eo amin'ny tany mahafinaritra; eny, manan-dova tsara aho.

Salamo 16