Salamo 142:1-3 Malagasy Bible (MG1865)

1. Maskila nataon'i Davida tamin'izy tao anaty lavaka. Fivavahana. Ny feoko no itarainako amin'i Jehovah; Ny feoko no ifonako amin'i Jehovah.

2. Loarako eo anatrehany ny fitarainako; Ambarako eo anatrehany ny fahoriako.

3. Raha reraka ato anatiko ny fanahiko, dia fantatro ny alehako; Eo amin'ny lalana izorako No nanafenany fandrika hamandrihany ahy.

Salamo 142