Salamo 141:6-10 Malagasy Bible (MG1865)

6. Havarina amin'ny hantsam-bato ny mpitsara azy, Dia hankasitraka ny teniko ny olona.

7. Toy ny fiasa sy ny fihevo ny tany No nanelezana ny taolanay teo am-bavan'ny fiainan-tsi-hita.

8. Fa Hianao no andrandrain'ny masoko, Jehovah Tompo รด; Hianao no ialofako, aza mandatsaka ny aiko.

9. Arovy aho amin'ny fandrika amandrihany ahy Sy amin'ny tadivavaran'ny mpanao ratsy.

10. Aoka ny ratsy fanahy ho latsaka eo anatin'ny fandriny ihany, Fa izaho kosa handalo fotsiny.

Salamo 141