Salamo 14:5-7 Malagasy Bible (MG1865)

5. Indreo, matahotra dia matahotra izy, satria Andriamanitra no eo amin'ny taranaka marina.

6. Na dia foananareo aza ny fisainan'ny ory, Jehovah kosa no arony.

7. Enga anie ka hivoaka avy ao Ziona ny famonjena ny Isiraely! Raha ampodin'i Jehovah avy amin'ny fahababoana ny olony, dia ho faly Jakoba, ary ho ravoravo Isiraely.

Salamo 14