Salamo 138:5-8 Malagasy Bible (MG1865)

5. Eny hihira ny amin'ny lalan'i Jehovah izy; Fa lehibe ny voninahitr'i Jehovah.

6. Fa na dia avo aza Jehovah dia mijery ny ambany toetra, Ary ny mpiavonavona fantany eny lavitra eny.

7. Na dia handeha eo amin'ny fahoriana aza aho dia hamelona ahy Hianao; Haninjitra ny tananao hanohitra ny fahatezeran'ny fahavaloko Hianao Ary hamonjy ahy ny tananao ankavanana.

8. Jehovah no hahatanteraka ny amiko; Jehovah รด, mandrakizay ny famindram-ponao; Aza mahafoy ny asan'ny tananao.

Salamo 138