Salamo 130:1-3 Malagasy Bible (MG1865) Fihirana fiakarana. Tao amin'ny lalina no niantsoako Anao, Jehovah ô, Tompo ô, henoy ny feoko; Aoka ny sofinao