Salamo 120:5-7 Malagasy Bible (MG1865)

5. Lozako, fa mivahiny eto amin'ny Maseka aho Ary mitoetra ato an-dain'ny Kedarita!

6. Ela loatra izay no nitoeran'ny fanahiko teo amin'Izay tsy tia fihavanana.

7. Raha izaho, dia fihavanana; Kanjo nony miteny aho, dia mila ady kosa ireny.

Salamo 120