9. Handeha eo anatrehan'i Jehovah Eo amin'ny tanin'ny velona aho.
10. Nino aho; hiteny tokoa aho; Mahantra indrindra aho.
11. Hoy izaho tamin'ny fahatairako; Mpandainga ny olona rehetra.
12. Inona no havaliko an'i Jehovah Noho ny soa rehetra nataony tamiko?
13. Handray ny kapoaky ny famonjena aho Ka hiantso ny anaran'i Jehovah.