Salamo 114:6-8 Malagasy Bible (MG1865)

6. Ary ianareo tendrombohitra, no mifalihavanja tahaka ny ondrilahy; Ary ianareo havoana, tahaka ny zanak'ondry?

7. Mihorohoroa eo anatrehan'ny Tompo, ry tany, Dia eo anatrehan'Andriamanitr'i Jakoba.

8. Izay mampody ny vatolampy ho rano monina Ary ny afovato ho loharano.

Salamo 114