Rota 4:20-22 Malagasy Bible (MG1865)

20. ary Aminadaba niteraka an'i Nasona; ary Nasona niteraka an'i Salmona;

21. ary Salmona niteraka an'i Boaza; ary Boaza niteraka an'i Obeda;

22. ary Obeda niteraka an'i Jese; ary Jese niteraka an'i Davida.

Rota 4