Rota 4:17-22 Malagasy Bible (MG1865)

17. Ary ny vehivavy namany nifidy ny anarany ka nanao hoe: Misy zazalahy teraka ho an'i Naomy; ary ny anarany nataony hoe Obeda; izy no rain'i Jese, rain'i Davida.

18. Ary izao no taranak'i Fareza: Fareza niteraka an'i Hezrona;

19. ary Hezrona niteraka an'i Rama; ary Rama niteraka an'i Aminadaba;

20. ary Aminadaba niteraka an'i Nasona; ary Nasona niteraka an'i Salmona;

21. ary Salmona niteraka an'i Boaza; ary Boaza niteraka an'i Obeda;

22. ary Obeda niteraka an'i Jese; ary Jese niteraka an'i Davida.

Rota 4