Romana 16:17 Malagasy Bible (MG1865)

Fa izaho mananatra anareo, ry rahalahy, mba hitandrina ny amin'izay mahatonga ny fisarahana sy ny fahatafintohinana tsy araka ny fampianarana efa nianaranareo; mialĂ  amin'ireny olona ireny.

Romana 16

Romana 16:11-18