1. Ny fahendrena efa nanao ny tranony; Efa nipaika ny andriny fito izy;
2. Efa namono ny bibiny sy nangaroharo ny divainy izy Ary efa namelatra ny latabany koa;
3. Ary efa naniraka ny ankizivaviny izy; Miantso eny an-tampon'ny fitoerana avo any an-tanĂ na izy ka manao hoe: