15. Ary noho izany dia ho avy tampoka kosa ny loza hanjo azy; Ho torotoro tampoka izy, ka tsy hisy fahasitranana.
16. Izao enina izao no halan'i Jehovah, Eny, fito no ataony ho fahavetavetana:
17. Ny maso miavonavona, ny lela fandainga, Ary ny tanana mandatsa-drĂ marina,
18. Ny fo mamoron-tsain-dratsy, Ny tongotra malaky mihazakazaka hanao ratsy,