Ohabolana 30:30-33 Malagasy Bible (MG1865)

30. Dia ny liona, izay mahery indrindra amin'ny biby Ka tsy mihemotra na amin'inona na amin'inona,

31. Ny soavaly voaomana hiady sy ny osilahy Ary ny mpanjaka tsy azo toherina.

32. Raha adala ka nanandra-tena ianao, Na efa nisaina hanao ratsy, Dia tampeno ny tananao ny vavanao.

33. Ny fanontsankontsanana ny ronono no miteraka rononomandry, Ny fanolanana ny orona no miteraka rĂ ; Ary ny fanetsiketsehana ny fahatezerana no miteraka ady.

Ohabolana 30