Ohabolana 25:25-28 Malagasy Bible (MG1865)

25. Rano mangatsiaka amin'ny fanahy reraka Ny filazana soa avy any an-tany lavitra.

26. Loharano voahosihosy sy fantsakana simba Ny marina izay mikoy ny ratsy fanahy,

27. Tsy tsara raha mahery homana tantely; Fa ny fitadiavan'ny olona ny voninahiny dia tsy voninahitra.

28. TanĂ na rava tsy misy manda Ny lehilahy izay tsy mahatsindry ny fanahiny.

Ohabolana 25