Nomery 33:28-31 Malagasy Bible (MG1865) Ary nony niala tao Tera izy, dia nitoby tao Mitka. Ary nony niala tao Mitka izy, dia nitoby tao Hasmona. Ary nony