Nomery 22:20 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony alina dia nankao amin'i Balama Andriamanitra ka nanao taminy hoe: Raha haka anao no nahatongavan'ireo olona ireo, dia miaingĂ  ka mandehana ihany miaraka aminy; kanefa ny teny izay holazaiko aminao ihany no hataonao.

Nomery 22

Nomery 22:16-26