1. Ary ny mpisorona sy ny Levita izay niara-niakatra tamin'i Zerobabela, zanak'i Sealtiela, sy Jesoa dia Seraia, Jeremia, Ezra,
2. Amaria, Maloka, Hatosy,
3. Sekania, Rehoma, Meremota,
4. Ido, Ginetoy, Abia,
5. Miamina, Madia, Bilga,
6. Semaia, Joiariba, Jedaia,
7. Salo, Amoka, Hilkia ary Jedaia. Ireo no lohan'ny mpisorona sy ny rahalahiny tamin'ny andron'i Jesoa.