2. Ary ny nanisy tombo-kase dia Nehemia governora, zanak'i Hakalia, sy Zedekia,
3. ary Seraia, Azaria, Jeremia,
4. Pasora, Amaria, Malkia,
5. Hatosy, Sebania, Maloka,
6. Harima, Meremota, Obadia,
7. Daniela, Ginetona, Baroka,
8. Mesolama, Abia, Miamina,
9. Mazia, Bilgay, Semaia; samy mpisorona ireo.
10. Ary ny Levita kosa dia Jesoa, zanak'i Azania, Binoy isan'ny zanak'i Henadada, ary Kadmiela;
11. ary ny rahalahin'ireo dia Sebania, Hodia, Kelita, Pelaia, Hanana,