Mika 5:12-14 Malagasy Bible (MG1865)

12. Hofoanako tsy hisy aminao koa ny sampinao voasokitra Sy ny tsangam-baton-tsampinao; Ary tsy hiankohoka eo anatrehan'ny asan'ny tananao intsony ianao.

13. Hongotako tsy ho eo aminao ny Aserahanao; Ary horavako koa ny tanĂ nanao.

14. Ary ny fahatezerana sy ny fahavinirana no hamaliako ny firenena izay tsy mihaino.

Mika 5