Marka 6:54-56 Malagasy Bible (MG1865)

54. Ary raha niala teo an-tsambokely izy, dia nahalala an'i Jesosy niaraka tamin'izay ny olona teo

55. ka nihazakazaka tamin'izany tany rehetra izany ary nitondra ny marary tamin'ny fandriana ho any amin'izay reny fa nitoerany.

56. Ary na taiza na taiza no nidiran'i Jesosy, na tao amin'ny vohitra, na tao an-tanĂ na, na tany an-tsaha, dia napetraka teo an-kianja ny marary, ary ny olona nangataka hanendry na dia ny somotraviavin-dambany ihany aza; ary sitrana izay rehetra nanendry Azy.

Marka 6