Lioka 4:43-44 Malagasy Bible (MG1865)

43. Fa hoy Izy taminy: Tsy maintsy mitory ny teny soa mahafaly ny amin'ny fanjakan'Andriamanitra any amin'ny tanàna hafa koa Aho, satria izany no nanirahana Ahy.

44. Ary Izy nitori-teny tao amin'ny synagoga eran'i Galilia.

Lioka 4