Levitikosy 23:10 Malagasy Bible (MG1865)

Mitenena amin'ny Zanak'Isiraely hoe: Rehefa tonga any amin'ny tany izay omeko anareo ianareo ka hijinja ny vokatra any, dia mitondrĂ  amboara iray amin'ny voaloham-bokatrareo ho any amin'ny mpisorona ianareo;

Levitikosy 23

Levitikosy 23:8-11