Josoa 6:1-3 Malagasy Bible (MG1865)

1. Ary nihidy mafy Jeriko tamin'izany noho ny Zanak'Isiraely: tsy nisy nivoaka, ary tsy nisy niditra.

2. Ary hoy Jehovah tamin'i Josoa: Indro, efa natolotro eo an-tananao Jeriko sy ny mpanjakany mbamin'ny lehilahy mahery.

3. Koa mandehana manodidina ny tanĂ na indray mandeha ianareo mpanafika rehetra; henemana no hanaovanao izany.

Josoa 6