Josoa 19:41-46 Malagasy Bible (MG1865)

41. Ary ny fari-tanin'ny lovany dia Zora sy Estaola sy Ira-semesy

42. sy Salabima sy Aialona sy Jitla

43. sy Elona sy Timna sy Ekrona

44. sy Elteke sy Gibetona sy Baleta

45. sy Jehoda sy Bene-beraka sy Gat-rimona

46. sy Me-jarkona sy Rakona ary ny tany tandrifin'i Jopa.

Josoa 19