Josoa 18:14 Malagasy Bible (MG1865)

dia niolaka tamin'ny lafiny andrefana ka nianatsimo hatramin'ny tendrombohitra izay eo anoloan'i Beti-horona eo atsimo, ka dia nihatra any Kiriata-bala (Kiriata-jearima izany), tanĂ nan'ny taranak'i Joda; izany no lafiny andrefana.

Josoa 18

Josoa 18:11-21