34. sy Zanoa sy En-ganima sy Tapoa sy Enama
35. sy Jarmota sy Adolama sy Soko sy Azeka
36. sy Saraima sy Aditaima sy Gadera sy Gederotaima: tanĂ na efatra ambin'ny folo sy ny zana-bohiny;
37. ary Zenana sy Hadasa sy Migdala-gada
38. sy Dilana sy Mizpa ary Joktela
39. sy Lakisy sy Bozkata sy Eglona
40. sy Kabona sy Lamasa sy Kitlisa