Josoa 12:19-24 Malagasy Bible (MG1865)

19. ny mpanjakan'i Madona, iray; ny mpanjakan'i Hazora, iray;

20. ny mpanjakan'i Simrona-merona, iray; ny mpanjakan'i Aksafa, iray;

21. ny mpanjakan'i Tanaka, iray; ny mpanjakan'i Megido, iray;

22. ny mpanjakan'i Kadesy, iray; ny mpanjakan'i Jokneama any Karmela, iray;

23. ny mpanjakan'i Dora eo amin'ny havoan'i Dora, iray; ny mpanjakan'ny firenen-tsamy hafa any Gilgala, iray;

24. ny mpanjakan'i Tirza, iray. Iraika amby telo-polo no isan'ny mpanjaka rehetra.

Josoa 12