Jona 4:1-2 Malagasy Bible (MG1865)

1. Fa tsy sitrak'i Jona indrindra izany, ka nirehitra ny fahatezerany.

2. Dia nivavaka tamin'i Jehovah izy ka nanao hoe: Mifona aminao aho, Jehovah รด, tsy izao ihany va no efa nolazaiko fony aho mbola tany amin'ny taniko? Fa ny andrao hisy toy izao no nandosirako ho any Tarsisy, satria fantatro fa Hianao dia Andriamanitra mamindra fo sy miantra, mahari-po sady be famindram-po ary manenina ny amin'ny loza.

Jona 4