Joba 29:1-2 Malagasy Bible (MG1865) Dia mbola nandroso nanao oha-teny ihany Joba ka nanao hoe: Enga anie ka ho tahaka ny tamin'ireny volana lasa ireny aho!