Joba 10:20-21 Malagasy Bible (MG1865) Tsy vitsy va ny androko? Koa mitsahara Hianao, mihataha mba hakako aina kely, Dieny tsy mbola lasa tsy hiverina aho