Jeremia 3:3-5 Malagasy Bible (MG1865)

3. Ka dia voasakana ny orana mivatravatra, sady tsy tonga ny fara-orana; Ary ny handrinao dia handrin'ny vehivavy janga ka tsy manan-kenatra.

4. Moa tsy hitaraina amiko va ianao amin'izao sisa izao hoe: Ry Raiko รด, Hianao no nahazatra ahy, hatry ny fony aho mbola tanora?

5. Ho tezitra mandrakizay va Izy? Hitahiry fahatezerana hatamin'ny farany va Izy? Indro, efa niteny toy izany ianao, nefa nanao izany ratsy izany ihany ka nahatanteraka izany.

Jeremia 3