Jaona 19:33-36 Malagasy Bible (MG1865)

33. Fa nony nankeo amin'i Jesosy izy, dia hitany fa efa maty sahady Izy, ka dia tsy mba notapahiny ny ranjony.

34. Fa ny miaramila anankiray nandefona ny lanivoany, ary niaraka tamin'izay dia nisy rĂ  sy rano nandeha.

35. Ary ilay nahita dia vavolombelona manambara, ary marina ny fanambarany; ary fantany fa milaza ny marina izy, mba hinoanareo koa.

36. Fa tonga izany mba hahatanteraka ny Soratra Masina hoe: Tsy hisy hotapahina ny taolany (Eks. 12. 46; Sal. 34. 20).

Jaona 19