1. Izany teny izany dia efa nolazaiko taminareo, mba tsy hahatafintohina anareo.
2. Handroaka anareo hiala amin'ny synagoga izy; eny, ho avy ny andro, ka hataon'izay rehetra mamono anareo fa manatitra fanompoam-pivavahana ho an'Andriamanitra izy.
3. Ary izany no hataony, satria tsy fantany ny Ray na Izaho.