12. Fa izay rehetra nandray Azy dia nomeny hery ho tonga zanak'Andriamanitra, dia izay mino ny anarany,
13. dia ireo izay tsy nateraky ny rĂ , na ny sitrapon'ny nofo, na ny sitrapon'ny olona, fa naterak'Andriamanitra.
14. Ary ny Teny dia tonga nofo ka nonina tamintsika; ary hitanay ny voninahiny, dia voninahitra miendrika ho an'ny Lahitokana avy tamin'ny Ray, sady feno fahasoavana sy fahamarinana.
15. Jaona nanambara Azy ka niantso hoe: Izy Ilay nolazaiko hoe: Izay avy