Isaia 60:14 Malagasy Bible (MG1865)

Ny zanak'izay nampahory anao dia handeha hiondrika eo anatrehanao, ary hiankohoka amin'ny faladianao izay rehetra nanamavo anao; ary izy hanao anao hoe TanĂ nan'i Jehovah, Zionan'ny Iray Masin'ny Isiraely.

Isaia 60

Isaia 60:8-20