Isaia 30:22 Malagasy Bible (MG1865)

Ary holotoinao ny takela-bolafotsy voapetaka amin'ny sampinao voasokitra sy ny takela-bolamena voapetaka amin'ny sampinao an-idina, ka harianao tahaka ny lamba maloto izany; MialĂ  amiko! no teny hataonao aminy.

Isaia 30

Isaia 30:13-23