Genesisy 24:10 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ilay mpanompo naka rameva folo tamin'ny ramevan'ny tompony ka lasa, ary izay zava-tsoa nananan'ny tompony dia samy nitondrany avokoa; dia nandeha izy ka nankany Mesopotamia ho any an-tanĂ nan'i Nahora.

Genesisy 24

Genesisy 24:7-17