Fitomaniana 2:3 Malagasy Bible (MG1865)

Nokapainy tamin'ny fahatezerany mirehitra ny tandroky ny Isiraely rehetra; Nahemony teo anoloan'ny fahavalo ny tànany ankavanana; Ary nandoro an'i Jakoba Izy toy ny lelafo miredareda izay nandevona manodidina.

Fitomaniana 2

Fitomaniana 2:1-11