Fitomaniana 2:18 Malagasy Bible (MG1865)

Ny fonao mitaraina amin'ny Tompo: Ry mandan'i Ziona zanakavavy! mandrotsaha ranomaso andro aman'alina toy ny riaka; Aza mangina, aoka tsy hitsahatra ny anakandriamasonao.

Fitomaniana 2

Fitomaniana 2:14-21