Fitomaniana 2:10 Malagasy Bible (MG1865)

Mipetraka amin'ny tany ny loholon'i Ziona zanakavavy ka mangina; Nasiany vovoka ny lohany, misikina lamba fisaonana izy; Ny virijina any Jerosalema nampitanondrika ny lohany ho amin'ny tany.

Fitomaniana 2

Fitomaniana 2:1-20