Fitomaniana 1:9 Malagasy Bible (MG1865)

Ny lotony dia teo amin'ny moron-tongotr'akanjony, tsy nitsapa farany izy; Dia mahagaga ny fietreny, tsy misy mampionona azy. Jehovah ô, jereo ny fahoriako, fa mirehareha ny fahavalo.

Fitomaniana 1

Fitomaniana 1:1-18