Fitomaniana 1:6 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny voninahitr'i Ziona zanakavavy rehetra dia efa tsy ananany intsony; Ny mpanapaka azy dia toy ny diera tsy mahita ahitra, Ary mandeha reraka eo anoloan'ny mpanenjika azy izy.

Fitomaniana 1

Fitomaniana 1:5-14