Fitomaniana 1:19 Malagasy Bible (MG1865)

Nantsoiko ireo tia ahy, fa nofitahiny aho; Ny mpisoroko sy ny loholoko niala aina tao an-tanana, Tamin'ny nitadiavany hanina hamelombelona ny ainy.

Fitomaniana 1

Fitomaniana 1:10-21