Fitomaniana 1:13 Malagasy Bible (MG1865)

Avy tany amin'ny avo no nandatsahany afo ho amin'ny taolako handoroany azy; Namela-pandrika harato haningorana ny tongotro Izy ka nampihemotra ahy; Nampahalao sy nampahareraka ahy mandritra ny andro Izy.

Fitomaniana 1

Fitomaniana 1:3-20