Ezekiela 22:8-11 Malagasy Bible (MG1865)

8. Hamavoinao ny zavatra masina. ary lotoinao ny Sabatako.

9. Ao aminao misy olona mandehandeha manaratsy mba handatsa-drĂ ; ary ao aminao misy mihinana eny an-tendrombohitra; ao aminao misy manao fahavetavetana.

10. Ao aminao misy mandry amin-drainy; ao aminao misy misavika izay mararin'ny fadim-bolana.

11. Misy manao fahavetavetana amin'ny vadin'ny namany; misy manao fahavetavetana mandoto ny vinantovaviny; ary misy misavika ny anabaviny zanakavavin-drainy.

Ezekiela 22