26. Ary Mosesy niala teo amin'i Farao ka nangataka tamin'i Jehovah
27. Ary Jehovah dia nanao araka ny tenin'i Mosesy ka nampiala ny lalitra betsaka tamin'i Farao sy ny mpanompony ary ny vahoakany, ka tsy nisy niangana ireny na dia iray akory aza.
28. Kanjo Farao nanamafy ny fony indray tamin'izany ka tsy nandefa ny olona.